|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantsona
Radical  2 antsona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
5 Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [1.1]
Explications en anglais  6 to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [1.2]
7 to come to harbor, to anchor [1.7]
Explications en français  8 Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage:
9 Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~
10 Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports)
[1.3#57]
11 entrer en rade, ancrer [1.8]
Exemples  12  Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be. [2.508#]
13  Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [2.471]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :

Entrée (2/2)18  miantsòna
Radical  19 antsona
Partie du discours  20  impératif du verbe actif miantsona [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  21 amantsony, 22 amintsano, miantsòna, miantsona

Mis à jour le 2025/11/21