Entrée miaraka (araka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe
¶ Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy
¶ (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to go together, to accompany, to associate. [Richardson 1885]
   to go with, to accompany [Hallanger 1973]
Traduction française   accompagner [Hallanger 1974]
Morphologie  
miaraka
niaraka
hiaraka
miaraha
Citations  

Mis à jour le 2011/12/21