Entrée mibabababa (babababa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miantsoantso mitomany, miantso vonjy: Nibabababa iKoto tamin' ny nanindroman' ny dokotera azy
¶ Mimenomenona mitaraina: Nibabababa aoka izany Rakoto tamin' ny namakian' ny tontakely ny tranom-barony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to scream, to vociferate, to cry out for help. [Richardson 1885]
 to scream, to cry for help [Hallanger 1973]
Définition française Exprimer sa douleur d'une manière bruyante: Nokapohin' ny rainy izy ka nibabababa aoka izany (Frappé par son père il se lamentait étrangement) [Abinal 1888]
 pousser de haut cris [Hallanger 1974]
Morphologie 
mibabababa
nibabababa
hibabababa
mibabababà
Exemples Rasoa mibaby azy avy no mihontsokontsona sy mibabababa tsy mahaleo ny fihetsiny ka mandrara hoe: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 16]

Entrée mibabababà (babababa)
Partie du discours impératif du verbe actif mibabababa [liste complète]

2013/09/06