Entrée mibehambehana (behambehana (behana))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Voalohany ny anao lahy ka nibehambehana aoka izany
¶ Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana erý ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to walk in the manner described in behambehana. [Richardson 1885]
Morphologie 
mibehambehana
nibehambehana
hibehambehana
mibehambehàna
Exemples hoy Ingahy Ramiandrisoa, mibehambehana eran' ny trano. [Andraina: Mitaraina, page 118]

Entrée mibehambehàna (behambehana (behana))
Partie du discours impératif du verbe actif mibehambehana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/16