Entrée mibosesika (bosesika (sesika))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to push one's way into or through a crowd [Hallanger 1973]
Définition française se presser dans une entrée, dans une foule [Hallanger 1974]
Morphologie 
mibosesika
nibosesika
hibosesika
miboseseha
Exemples 
1Mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka. [Andraina: Mitaraina, page 235]

2012/07/26