Entrée midera (dera)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to praise, to celebrate, to glorify, to exalt [Richardson 1885]
 to praise, to speak well of [Hallanger 1973]
Définition française Louer, exalter, célébrer [Abinal 1888]
 louer, exalter [Hallanger 1974]
Morphologie 
midera
nidera
hidera
miderà
Exemples Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa. [Andraina: Mitaraina, page 183]

Entrée miderà (dera)
Partie du discours impératif du verbe actif midera [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/09/09