Entrée midinidinika (dinidinika (dinika))
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
midinidinika
nidinidinika
hidinidinika
Exemples Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 45]
Citations 

2013/12/18