Entrée midinika (dinika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
¶ Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [Richardson 1885]
 to examine something together, to counsel together [Hallanger 1973]
Définition française examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [Hallanger 1974]
Morphologie 
midinika
nidinika
hidinika
midiniha
Exemples Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [Andraina: Mitaraina, page 77]

2012/07/26