Entrée midoroboka (doroboka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka tzaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka
¶ Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa
¶ Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23