|
|
|
|

Entrée1  miefitrefitra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  efitrefitra
Morphologie 
4  Simple :
Allégation  5 
6  Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296#]
Exemples  7  [2.296#] Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka.
8  [2.472#] Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka.
9  [2.332#] Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny.

Mis à jour le 2024/12/11