Entrée | 1 tsy ankanavaka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tsy |
Explications en malgache |
4 [1.1] [tsy an-kanavaka] rehetra rehetra, daholo |
Explications en français |
5 [1.3] [tsy an-kanavaka] indistinctement, sans faire de différence |
Exemples |
6 [2.996] Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka. 7 [2.472] Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. 8 [2.296] Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. |
Anagrammes | 9 anakavantsika, tsy ankanavaka |
Mis à jour le 2025/08/02 |
![]() |