Entrée mielanelana (elanelana (elana))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo
¶ Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mielanelana
nielanelana
hielanelana
mielanelàna

Entrée mielanelàna (elanelana (elana))
Partie du discours impératif du verbe actif mielanelana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/19