|
|
|
|

Entrée1  miendaka
Radical  2 endaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra [1.1]
Explications en anglais  5 to peel off by itself;
6 to dissociate oneself, to disclaim someone [1.7]
Explications en français  7 se décoller, se séparer en
8 lamelles; se séparer des autres, désavouer [1.8]
Exemples  9  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
10  Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13