Entrée mietry (etry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokotany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to decrease in honor, to go down in rank or status [Hallanger 1973]
Définition française s'abaisser, déchoir: s'affaisser [Hallanger 1974]
Morphologie 
mietry
nietry
hietry
mietre
Mots composés, titres, noms 
Exemples Hazo kely atsinanan'Angavo ka indray mietry indray misavoana varavaran'Andriambolamena ka intelo miditra toy ny akanjo mpandrafitra arivo toa ny fanantana. [Fox: Hainteny, numéro 351]
Citations 

2012/07/31