Entrée mifamolaka (folaka)
Partie du discours verbe actif
Définition française  [Abinal 1888]
Morphologie 
mifamolaka
mifamolak'
mifamola-
nifamolaka
nifamolak'
nifamola-
hifamolaka
hifamolak'
hifamola-
Exemples 
1samy tanora ka aza mifamolaka. [Dahle: Angano, page 229]
2Hianao fary fotsy fanala hetaheta izaho fary manga filalaon-jaza samy ho any ka aza mifanafatra samy tanora ka aza mifamolaka [Fox: Hainteny, numéro 159]

2017/07/12