Entrée | 1 mifampiantso |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 antso |
Exemples |
4 [2.5] Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana
5 [2.996] Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |