| Entrée | 1 mifampitantara | 
| Radical | 2 tantara | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   mifampitantara angano iray ho fanalana andro isika indray takariva, dia nentin-kadalana nivenjivenjy hijery ny toerana nisehoan' izany angano izany nony ampitso.
[2.5] 5 Tadidiko aza fa noroahina hilalao izahay zaza, rahefa mifampitantara io zavatra io izy sy Dada, saingy noho ny antony tsy mazava amiko, dia tsy mba nety nikasikasika raharaham-bolamena sy vatosoa Idada fahavelony. [2.471#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 9 mampifanitatra, 10 mifampitantara | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |