Entrée mifandaka (daka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifamely daka: Nifandaka Ibalita sy Isambilo
¶ Mifanohitra ohatra ny atsimo sy avaratra, mifanipaka: Mifandaka be ihany izany hevitrareo izany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifandaka
nifandaka
hifandaka
mifanda
Citations 

Entrée mifandakà (daka)
Partie du discours impératif du verbe actif mifandaka [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/04/22