|
|
|
|

Entrée1  daka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina
4 Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra [1.1]
Explications en anglais  5 a kick, kicking [Ar. Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka [1.2]
6 a kick [1.7]
Explications en français  7 Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied)
8 Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long) [1.3]
9 coup de pied [1.8]
Exemples  10  Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
11  Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  20  ambadika, 21  ankoatra, 22  ankodina, 23  antongomby, 24  antsatoka, 25  dakabe, 26  diamanga, 27  kapatokana, 28  kopalamanatrika, 29  tsipaka
Tous les mots composés  30  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  32 daka, 33 kada

Mis à jour le 2025/11/09