Entrée mifanerasera (serasera)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifampihaona matetika, mifampikasokasoka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifanerasera
nifanerasera
hifanerasera
mifanerase
Exemples - Tsy mba tiako, hoy aho nampitahotra azy, ny mifanerasera amin' ny toerana nisehoan-java-mafy sy lehibe toy ireny. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Entrée mifaneraserà (serasera)
Partie du discours impératif du verbe actif mifanerasera [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/22