| Entrée (1/2) | 1 mifaninana |
| Radical | 2 inana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel..
[1.2] 6 to engage in a contest; to be rivals. [1.7] |
| Explications en français |
7 rivaliser, se faire la concurrence, concourir.
[1.8] |
| Exemples |
8 mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 13 mifaninàna |
| Radical | 14 faninana |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mifaninana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 16 faniminana, 17 mifaninana, mifaninàna |
| Mis à jour le 2025/11/12 |
|