| Entrée | 1 mifankahalala |
| Radical | 2 lala |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1] |
| Exemples |
5 Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy.
[2.470]
6 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|