Entrée mifantsika (fantsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
¶ Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby
Mitovy hevitra: mifositra ~ mifototra ~ mimaso [Rajemisa 1985]
Définition anglaise To be nailed, nailed. [Richardson 1885]
 to be fastened with nails [Hallanger 1973]
Définition française être cloué [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifantsika
nifantsika
hifantsika
mifantsiha
Exemples Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [Andriamalala: Ranomasina, page 32]

Entrée mifantsika (fantsika)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifantsika
nifantsika
hifantsika
mifantsiha

2012/08/01