Entrée mifarana (farana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [1.1]
Explications en anglais To terminate; to end up in a certain way [1.7]
Explications en français être terminé, finir d'une certaine façon [1.8]
Exemples 
1Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny. [2.470]
2Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472]
Morphologie 
Présent : mifarana
Passé : nifarana
Futur : hifarana

Entrée mifarana (farana)
Partie du discours adjectif
Explications en anglais Even, smooth, without inequalities. [1.2]

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/09/12