Entrée mifarimbona (farimbona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy
¶ Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to operate, as by two or more, alternately upon anything. [Richardson 1885]
 to act together [Hallanger 1973]
Définition française agir ensemble; coopérer [Hallanger 1974]
Exemples Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [Andraina: Mitaraina, page 248]
Morphologie 
mifarimbona
nifarimbona
hifarimbona
mifarimbòna

Entrée mifarimbòna (farimbona)
Partie du discours impératif du verbe actif mifarimbona [liste]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/08/01