Entrée mifihifihy (fihifihy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin' ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba mafana
¶ Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy
¶ Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan' ny mpitsara ilay voampanga [Rajemisa 1985]
Définition anglaise To shiver, to shudder, to quake [Richardson 1885]
Morphologie 
mifihifihy
nifihifihy
hifihifihy
mifihifihia
Exemples 
1Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
2Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [Andraina: Mitaraina, page 46]

2013/04/21