|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  mifindra
Radical  2 findra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
5 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
6 Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
Explications en anglais  7 to remove, to change place, to migrate [1.2]
8 to move, to change place [1.7]
Explications en français  9 changer de place, se mouvoir [1.8]
Exemples  10  Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472#192]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Combinaisons  15  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/3) 16  mifindra
Radical  17 findra
Partie du discours  18  adjectif
Explications en anglais  19 to be contagious. [1.2]
Combinaisons  20 areti-mifindra

Entrée (3/3) 21  mifindrà
Radical  22 findra
Partie du discours  23  impératif du verbe actif mifindra [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mifindrà, mifindra

Mis à jour le 2026/03/07