Entrée mifono (fono)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mirakotra manontolo: Nifono vy mihitsy ny Vazaha taloha rehefa hiady [1.1]
Explications en anglais Covered, wrapped up: Mifono volamena izy (It is plated with gold) [1.2]
Exemples 
1Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470]
2Nisy voro-damba nifono zavatra novahan' ilay zaodahiny. [2.472]
Morphologie 
Présent : mifono
Passé : nifono
Futur : hifono
Impératif : mifonosa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11