Entrée mifonoka (fonoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misarona lamba ao am-pandriana hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia; mibonoka [1.1]
Explications en anglais To be wrapped up completely in anything, to nestle, to be snug. [1.2]
Exemples Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany. [2.470]
Morphologie 
Présent : mifonoka
Passé : nifonoka
Futur : hifonoka
Impératif : mifonoha
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/04