| Entrée | 1 mihamafy |
| Radical | 2 mafy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Exemples |
4 Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy.
[2.472#84]
5 mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany. [2.436#] 6 Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany. [2.445#] 7 mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [2.470#55] |
| Tous les mots composés | 8 rihitra mihamafy |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|