Entrée mihamahantra (mahantra (antra))
Partie du discours verbe actif
Définition française s'appauvrir [Rakotonaivo 1993]
 tomber dans la gêne [Baiboly]
Exemples 
1Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [Baiboly: 3.25.39]
2Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 125]
Morphologie 
mihamahantra
nihanahantra
nihamahantra
hihamahantra

2015/11/30