Entrée mihanjaka (hanjaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
¶ Jereo mitanjaka [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihanjaka
nihanjaka
hihanjaka
Exemples Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [Andraina: Mitaraina, page 103]

2013/04/24