|
|
|
|

Entrée1  mitanjaka
Radical  2 tanjaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy:
5 "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1]
Explications en anglais  6 to be naked [1.7]
Explications en français  7 être nu; nu [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  miboridana, 13  midizidizy, 14  mihanjabelona, 15  mihanjahanja, 16  mihanjaka, 17  mihazihazy, 18  misongadina, 19  mitazotazo, 20  mitotojanjina, 21  mitotozanjina, 22  mivongady
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  24 kijamanta, 25 mitanjaka

Mis à jour le 2025/11/13