Entrée miharo (haro)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Mifangaro [1.78]
 Miray, mikambana [1.78]
 Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy
Mitovy hevitra: mifadiditra ~ mifamaho ~ mifamahofaho ~ mifampidipiditra ~ mifangaro ~ mifanjevo ~ mifanosona ~ miharo voraka ~ mikambana ~ mikoro ~ milaro ~ mitambatra ~ tsaporetika [1.1]
Explications en anglais To be in a mixed state, to be in a mingled state. [1.2]
 To be together, to be mixed together (of things) [1.7]
Explications en français être ensemble, être mélangé (se dit des choses) [1.8]
Exemples Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470]
Morphologie 
Présent : miharo
Passé : niharo
Futur : hiharo
Impératif : miharoa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20