Index

Proverbes : miharo

Proverbe Aza atao fitia miharo avona. [Veyrières 1913 #5070, Cousins 1871]
Aza atao fitia sisihana avona. [Rinara 1974 #391]
Aza manao fitia mifono avona. [Houlder 1895 #208]
Traduction française N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [Veyrières 1913 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [Houlder 1895]
Interprétation française Ne regardez pas de haut. [Veyrières 1913 #5070]

Proverbe Bakobako miharo amin' angatra; niharo ñy raha samby raha. [Houlder 1895]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #B2]
Interprétation malgache Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. + (1) Bakobako. Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) (2) Angatra (Hova)=Ambiroa. [Houlder 1895]

Proverbe Lambo niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #L19]

Proverbe Miharo karandoha. [Veyrières 1913 #2877]
Miharo taolan-doha. [Veyrières 1913 #2877]
Traduction française Ceux qui sont dans le tombeau ont leur crâne et leurs ossements mélangés. [Veyrières 1913 #2877]

Proverbe Rano nisarahi-nosy : alohaloha miharo. [Samson 1965 #R34]

Proverbe Takila vaky voatsidian’ aomby : vaky misaraka tsy miharo koa. [Samson 1965 #T16]

Proverbe Tsingarivary nindaon-drano : laha’ tsy maty ka mbola miharo. [Samson 1965 #T144]

Proverbe Tso-dranon-tsaka, ka miharo rangotra ihany. [Rinara 1974 #4467]

Proverbe Vilany vy natrao-Bazaha : teto lah’ niharo. [Samson 1965 #V55]
Vilañy vy natrao-bazaha: teto laha niharo. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Vilany vy nakambam-bazaha, ka teo vao niharo. [Houlder 1895]

Index