Entrée mihatra (hatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
¶ Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
¶ Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
¶ Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to reach to, to come to. [Richardson 1885]
 to happen to; to reach to [Hallanger 1973]
Définition française arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [Hallanger 1974]
Exemples 
1Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [Rajohanesa: Kintana]
2Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo nyhavanay. [Andraina: Mitaraina, page 99]
Morphologie 
mihatra
nihatra
hihatra
mihara

Entrée mihatra
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanosy] manasitrana [Rakotosaona 1972]

2012/08/06