Entrée mihemotra (hemotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mandroso miverina, manao dia miverina, m [...]
¶ Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa [...]
¶ Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka [...]
¶ Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pat [...]
¶ Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ih [...]
Mitovy hevitra: manao dia mianotra ~ manao dia miverina ~ mandrorona ~ mianotra ~ mikemo ~ mitakemotra ~ mitambotsotra ~ mitodi-doha ~ miverina ilalana [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize. [Richardson 1885]
   to draw back; to fall back into evil ways [Hallanger 1973]
Traduction française   reculer, se retirer [Hallanger 1974]
Exemples   tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [Andraina: Mitaraina, page 201]
Morphologie  
mihemotra
nihemotra
hihemotra
mihemora
Citations  

Mis à jour le 2012/08/06