Entrée mihidy (hidy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavaha dy
¶ Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be locked [Hallanger 1973]
Définition française être fermé à clé, être fermé [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihidy
nihidy
hihidy
mihidia
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro ay: [Andriamalala: Ranomasina, page 71]
2Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [Andraina: Mitaraina, page 47]
Citations 

2012/08/07