Entrée mihilana (hilana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miraika kely, mirona, mitongilana fa tsy mahitsy fijoro: Mihilana ity tongo-davarangana ity izany
¶ Mirona fa tsy mitovy lanja: Mihilana mankaty ny mizana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihilana
nihilana
hihilana
mihina
Exemples Mihilana ny masoandro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
Citations 

Entrée mihilàna (hilana)
Partie du discours impératif du verbe actif mihilana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/24