Entrée |
mihinjihinjy
(hinjihinjy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny ¶ Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be rigid, to be stiff [Hallanger 1973]
|
Traduction française | être rigide, raide [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [Andraina: Mitaraina, page 248]
|
Citations |
|