|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mihodina
Radical  2 hodina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
5 Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
6 Tonga simba: Nihodina ity divay ity
7 Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1]
Explications en anglais  8 to turn around; to revolve [1.7]
Explications en français  9 tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Combinaisons  14  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 16  mihodìna
Radical  17 hodina
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mihodina [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mihodina, mihodìna

Mis à jour le 2026/03/07