Entrée |
mihontsina
(hontsina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mihetsiketsika, mihozongozona: Mihontsina ity latabatra ity izany ¶ Taitra, mivadi-po, manambadi-po: Nihontsina iray ihany aho nahita ilay alika be nankeny amiko ~ Norahonako izy fa tsy nihontsina ¶ (Fiteny koa ny mihontsona) [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to start as from fear [Hallanger 1973]
|
Traduction française | frissoner; être agité [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Exemples | nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny; [Baiboly: 28:038:028/Eklesiastika 38:28..]
|
|
Entrée |
mihontsìna
(hontsina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihontsina
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|