| Entrée (1/2) | 1 mijinja |
| Radical | 2 jinja |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mandringana.
[Bara]
[1.78] 5 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao. 6 Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto. 7 Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena. 8 Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra. [1.1] |
| Explications en anglais |
9 to reap, to cut down.
[1.7] |
| Explications en français |
10 moissonner, faucher.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 16 mijinjà |
| Radical | 17 jinja |
| Partie du discours | 18 impératif du verbe actif mijinja [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 19 manjijy, 20 mijanjy, 21 mijinja, mijinjà |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|