|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mikobana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  kobana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana
(lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko
Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany
(akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mikobana

Entrée (2/2)10  mikobàna
Partie du discours  11  impératif du verbe actif mikobana [Liste complète]
Radical  12  kobana
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15  ambaniko, animbako, ikambano, ikobanam, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobana, mikobàna, nabaikom, naombika, nobakaim

Mis à jour le 2025/08/10