| Entrée | 1 mikodia |
| Radical | 2kodia |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra.
5Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany. 6Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity?. 7Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 mikodingy, 13 mikororosy, 14 mikorotsaka |
| Tous les mots composés | 15mikodia ohatra ny omby mandry |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|