|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mikombona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  kombona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana
Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity
Explications en anglais  11  [1.7] to close together, as the lips or the sides of a wound, etc
Explications en français  12  [1.3#350] se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée)
13  [1.8] se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc
14  [1.196] se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive.
Exemples  15  [1.519#] Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona.
16  [2.996#] Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana.

Entrée (2/2)17  mikombòna
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mikombona [Liste complète]
Radical  19  kombona
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22  ikombonam, mikombona, mikombòna, nokamboim, nokombiam

Mis à jour le 2025/08/10