| Entrée (1/2) | 1 mikoriana |
| Radical | 2 koriana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to flow smoothly; to glide; to run around playing [1.7] |
| Explications en français |
6 couler paisiblement; prendre ses ébats [1.8] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 misononoka |
| Entrée (2/2) | 12 mikoriàna |
| Radical | 13 koriana |
| Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mikoriana [Liste complète] |
| Explications en français |
15 [1.3] |
| Autres orthographes | 16 mikoriava |
| Anagrammes | 17 imokirana, 18 mikoriana, mikoriàna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|