|
|
|
|

Entrée1  misononoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sononoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako
Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io
Exemples  9  [2.131] Irony rano eny an-tampon'Ankaratra
tazanin-davitra mamirapiratra
hatonina akaiky misononoka fandeha
voromanga voatora-defona
ka tsy mijanona tsy any Itasy


Mis à jour le 2025/07/29