Entrée mikotrana (kotrana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana
¶ Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo
¶ Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mikotrana
nikotrana
hikotrana
mikotràna
Citations 

Entrée mikotràna (kotrana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikotrana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/04/29