Index

Proverbes : mikotrana

Proverbe Mikotrana foana ny fandisa sy ny sahafa, fa ny vary ihany no ho toro. [Cousins 1871]
Mikotrana foana ny sahafa sy ny fanoto, fa ny vary ihany no toro. [Rinara 1974 #2338]

Proverbe Ny vy tsy mba mikofrana irery. [Houlder 1895 #2147]
Ny vy tsy mba mikotrana irery. [Cousins 1871 #2476]
Vy tsy mikitrana raika. [Samson 1965 #V107]
Vy tsy mikotrana irery. [Abinal 1888]
Traduction française Le fer ne résonne pas seul. [Abinal 1888]
Le fer ne résonne pas tout seul. [Houlder 1895]
Interprétation française Il faut être deux pour se quereller, se battre. [Houlder 1895]
Un seul ne fait pas la guerre, on ne se bat pas sans être deux. [Abinal 1888]

Index